2023
Margo sy Paolo
Martsa 2023


“Margo sy Paolo,” Namana, mar. 2023, 34.

Margosy Paolo

Sary
Mpianadahy ary ray mipetraka eo ambonin’ny tafon-trano

Sary nataon’i Katie McDee

Amin’ny firy no hanomboka ny firarahan’ny tainkintana?

Tsy ho ela intsony.

Sary
Ankizivavy nitsiky nanondro ireo kintana

Ireny e! Hitako ireny!

Sary
Ankizivavy iray mametraka ny tanany eo amin’ny vavany ary ankizilahy iray mametraka ny tanany eo amin’ny takolany

Oay!

Sary
I Dada mipetraka eo ambony tafo misakambina ny zanakalahiny sy ny zanakavaviny

Moa ve tsy mahatalanjona ireo zavatra noharian’ny Ray any An-danitra? Isaky ny mijery ity izao tontolo izao tsara tarehy ity aho dia afaka mahatsapa ny fitiavany.

Izaho koa.

Sary
Aloky ny ray sy ny zanany anankiroa mijery ny firarahan’ny tainkintana

“Ny lanitra mitory ny voninahitr’ Andriamanitra ” (Salamo 19:1).

Hamoaka printy