2023
Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana hatsaram-panahy
Martsa 2023


“Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana hatsaram-panahy,” Namana, mar. 2023, 44–45.

Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana hatsaram-panahy

Sary
Ankizilahy anankiroa mifampikapoka felatanana

Afaka ny ho tsara fanahy amin’ny hafa Aho.

Sary
Ankizivavy kely iray manondraka zava-maniry ao amin’ny zaridaina iray miaraka amin’ny reniny

Afaka manampy aho.

Sary
Ankizivavy iray mizara kilalao hananganan-javatra samihafa amin’ny ankizivavy iray hafa

Afaka ny ho namana tsara aho.

Sary
Ankizilahy iray mizara gilasy amin’ny ankizilahy iray hafa

Afaka manampy olona iray hahatsapa ho mahazo aina kokoa aho.

Fotoana ho an’ny fanaovana asa

Sary
Pejin’ny asa atao ao anatin’ny lala-mifampidipiditra

Sary nataon’i Alyssa Tallent

Malahelo ny naman’i Marco, noho izany dia handeha hamangy azy izy. Ampio i Marco hahita ny lalany!

Hamoaka printy