2023
Ry ray aman-dreny malala
Martsa 2023


“Ry ray aman-dreny malala,” Namana, mar. 2023, fonony ao ambadika.

Ry ray aman-dreny malala,

Sary
Taratasy ho an’ny ray aman-dreny

Moa ve ianao manana zanaka iray miomana ny hatao batisa? Ampiasao ny tantara ao amin’ny pejy 24 mba hiresahana momba ny fomba nanaovana batisa an’i Jesoa Kristy. Inona no zavatra andraindrain’ny zanakao mahakasika ny batisa? Inona no fanontaniana ananan’izy ireo? Afaka mampiasa ny tantara ao amin’ny pejy 10 sy 12 ianao mba hiresahana ny zavatra andrandraina. Afaka mizara fahatsiarovana iray avy amin’ny batisanao ve ianao?

Amim-pitiavana,

Ny Namana

Hamoaka printy