2010
Fanitsiana
Nôvambra 2010


Fanitsiana

Ao amin’ny fonony anatin’ny laharana volana Mey 2010 miompana amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana, ilay fehezanteny fahatelo ao anatin’ny maribolana momba ny Harmony, Pennsylvanie, nataon’i Al Rounds, dia tokony hivaky toy izao: “Teto ny Mpaminany Joseph dia efa lasa lavitra tamin’ny fandikana ny Bokin’i Môrmôna.”

Ao amin’ny Ensign sy Liahona nivoaka tamin’ny Ôktôbra 2010, Tempolin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany, ilay sarin’ny Tempolin’i Washington D.C. ao amin’ny pejy fahaefatra sy fahadimy sy ilay sarin’ny Tempolin’i Portland Oregon eo amin’ny fonony ambadik’ilay bokikely momba ny tempoly dia nalain’i Robert A. Boyd.

Hamoaka printy