Famintinana ny Fihaonamben’ny Fiangonana Fanao isaky ny Tapa-taona faha-180
Asabotsy Maraina, 2 Ôktôbra 2010, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Henry B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona Octaviano Tenorio. Vavaka Famaranana: Loholona Eduardo Gavarret. Hira nataon’ny Amboaram-peon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny amboaram-peo; Andrew Unsworth sy Clay Christiansen, mpitendry ôrga: “Vers Sion, cité promise” Cantiques, no. 39; “Let Zion in Her Beauty Rise,” Hymns, no. 41; “Misaotra Anao noho ny Mpaminany,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 72, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Le Monde a Besoin d’ouvriers,” Cantiques, no. 162; “Racontes-moi les histoires de Jésus,” Chants pour les enfants, 58, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Le Jour Paraît, Chassant la Nuit,” Cantiques, no. 1, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.
Asabotsy Tolakandro, 2 Ôktôbra 2010, FIVORIAMBEN’NY ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha B. Eyring. Vavaka Fanombohana: Loholona Claudio D. Zivic. Vavaka Famaranana: Loholona Jorge F. Zeballos. Hira nataon’ny amboaram-peon’ny fianakaviana avy tao Sandy sy Draper, Utah; Timothy Workman, mpitarika ny ambaroam-peo; Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Vrais Disciples du Seigneur” Cantiques, no. 27, narindran’i Lyon, navoakan’i Jackman; “Beautiful Zion, Built Above,” Hymns, no. 44; “Seigneur, Je te Suivrai,” Cantiques, no. 141; “Home,” Children’s Songbook, 192, narindran’i Dayley, tsy navoaka.
Asabotsy Hariva, 2 Ôktôbra 2010, Fivorian’ny Fisoronana
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Marcos A. Aidukaitis. Vavaka Famaranana: Loholona James J. Hamula. Hira nataon’ny amboaram-peon’ny fisoronana avy ao amin’ny Foibe Fanofanana Misiônera ao Provo; Douglas Brenchley sy Ryan Eggett, mpitarika ny amboaram-peo; Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Peuples du Monde, Écoutez-donc!” Cantiques, no. 170, narindran’i Ipson, tsy navoaka; “Go, Ye Messengers of Heaven,” Hymns, no. 327; “An-tendrombohitra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 59; “Appelés à servir,” Cantiques, no. 160, narindran’i Boothe, tsy navoaka.
Fivoriana Alahady Maraina, 3 Ôktôbra 2010, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Gérald Caussé. Vavaka Famaranana: Loholona Carlos A. Godoy. Hira nataon’ny Amboaram-peon’ny Tabernakely; Mack Wilberg, mpitarika ny amboaram-peo; Clay Christiansen sy Richard Elliott, mpitendry ôrga: “Truth Eternal,” Hymns, no. 4; “O Créateur, ô Jéhovah,” Cantiques, no. 171; “Au Berger Elles sont Chères,” Cantiques, no. 142, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Ry Mpanavotra,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 9; “Aimez Vos Frères,” Cantiques, no. 200, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Mifalia,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 64, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.
Alahady Tolakandro, 3 Ôktôbra 2010, Fivoriana ho an’ny Daholobe
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Filoha Dieter F. Uchtdorf. Vavaka Fanombohana: Loholona Lawrence E. Corbridge. Vavaka Famaranana: Eveka H. David Burton. Hira nataon’ny Amboaram-peon’ny Tabernakely; Mack Wilberg sy Ryan Murphy, mpitarika ny amboaram-peo; Bonnie Goodliffe, mpitendry ôga: “Come, Rejoice,” Hymns, no. 9, narindran’i Murphy, tsy navoaka; “Brillante Étoile, Étoile du Matin,” Cantiques, no. 52, narindran’i Wilberg, tsy navoaka; “Zanaky ny Ray Aho,” Fihirana sy hiran’ny ankizy, pejy 113; “Que Nos Voix S’unissent,” Cantiques, no. 87, narindran’i Wilberg, tsy navoaka.
Asabotsy Hariva, 25 Septambra 2010, Fivoriamben’ny Fikambanana Ifanampiana Maneran-tany
Mpiahy: Filoha Thomas S. Monson. Mpitarika: Julie B. Beck. Vavaka Fanombohana: Sharon L. Eubank. Vavaka famaranana: Marsha G. Beck. Hira nataon’ny amboarampeon’ny Fikambanana Ifanampiana avy tao amin’ny tsatòkan’i Kearns, Utah; Cathy Jolley, mpitarika ny amboarampeo; Linda Margetts, mpitendry ôrga: “Isao ireo Fitahiana,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 16, narindran’i Kasen, navoakan’i Jackman; “En Avant!” Cantiques, no. 165, narindran’i Nielsen sy Boothe, tsy navoaka (Sodina Frantsay: Kristina Orcutt Tollefson, Mary Lampros, sy Claire Grover); “Ah, donne-moi Père,” Cantiques, no. 70, narindran’i Beebe, navoakan’i Larice; “Fanahin’ny Ray,” Fihirana sy Hiran’ny Ankizy, pejy 56, narindran’i DeFord, tsy navoaka (sodina: Tia Jaynes sy Natalie Hall; mpiangaly hira irery: Katherine Dowse, Olivia Dowse, Megan Dowse Broughton, Jayni Dowse, Sally Dowse Duffin, ary Sofia Lee Dowse).
Fomba Hahazoana Ireo Lahatenin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana
Mba hahazoana ireo lahatenin’ny fihaonamben’ny Fiangonana izay misy amin’ny fiteny maro, dia midira ao amin’ny conference.lds.org na languages.lds.org. Mifidiana fiteny iray avy eo. Amin’ny ankapobeny roa volana aorian’ny Fihaonamben’ny Fiangonana, dia hita any amin’ny foibe fanapariahana ny horonam-peon’izy ireo.
Hafatra ho an’ny Famangiana sy Fampianarana Isan-tokantrano
Ho an’ny hafatra ho an’ny famangiana sy ny fampianarana isan-tokantrano, dia mba mifidiana lahateny iray izay tena mifanaraka amin’ny zavatra ilain’ireo izay vangianao.
Eo amin’ny fonony
Eo aloha: Sary nalain’i Les Nilsson. Ao ambadika: Sary nalain’i Welden C. Andersen.
Sary Nandritra ny Fihaonambe
Ireo sary nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana tao Salt Lake City dia nalain’i Craig Dimond, Welden C. Andersen, John Luke, Matthew Reier, Christina Smith, Les Nilsson, Scott Davis, Lindsay Briggs, Cody Bell, Mark Weinberg, Weston Colton, Rod Boam ary i Sarah Carabine. Ny sary tany Argentine dia nalain’i Lucio Fleytas. Ny sary tany Brésil dia nalain’i Laureni Fochetto sy Ana Claudia Soli. Ny sary tany Repoblika Dôminikana dia nalain’i Krista Groll. Ny sary tany Irlande dia nalain’i Farris Gerard. Ny sary tany Italie dia nalain’i Alessandro Dini Ciacci. Ny sary tany Nouvelle Zélande dia nalain’i Victoria Taupau. Ny sary tany Afrika Atsimo dia nalain’i Kevin Cooney. Ny sary tany Suède dia nalain’i Jens Rydgren ary ny sary tany Uruguay dia nalain’i Abel Gómez Pereyra. Sarin’ny Filoha Monson nataon’i Busath Photography.