Liahona
Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2023
Mey 2024


Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2023

Ho fampahafantarana ny mpikamban’ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ny 31 desambra 2023.

Rantsan’ny Fiangonana

Tsatòka

3565

Misiôna

414

Distrika

489

Paroasy sy sampana

31.490

Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana

Totalin’ny isan’ny mpikambana

17.255.394

Zaza notsofina rano voarakitra tato amin’ny Fiangonana tamin’ny taona 2023

93.594

Olona niova fo natao batisa nandritra ny taona 2023

251.763

Misiônera

Misiônera manompo amin’ny fotoana feno mampianatra ny filazantsara

67.871

Misiônera zokiolona misahana asa fanompoana

27.801

Misiônera tanora misahana asa fanompoana

3884

Tempoly

Ireo tempoly amperinasa (tafiditra ao anatin’izany ireto tempoly mandalo fanavaozana sy asiam-panamboarana ireto: Manti Utah, Salt Lake, Stockholm Sweden, ary San Diego Californie)

186

Tempoly eo an-dalam-panorenana

55

Tempoly nambara

94

Hamoaka printy