2023
Ry namana malala
Mey 2023


“Ry namana malala,” Namana, mey 2023, fonony anatiny eo anoloana.

Ry namana malala,

Sary
Jesus Christ (dressed in light colored robes) standing under a stone arch. Several other arches are in the background. Vines and flowers are growing on the arches. Christ is holding out His hand (as if to feed) to three little birds sitting on a limb. The painting depicts the concept of Christ's concern for "even the least" of all creation. (Matthew 25:40)

Tsara fanahy amin’ny hafa ve ianao? Tian’ny mpaminanintsika hanara-dia an’i Jesoa Kristy isika amin’ny fijoroana ho mpampihavana na aiza na aiza alehantsika. Afaka mamaky ny hafatra nozarainy avy amin’ny fihaonambe ianao ao amin’ny pejy 2. Ny tena mpanara-dia an’i Jesoa Kristy dia milaza sy manao zavatra feno hatsaram-panahy. Mieritrereta fomba vitsivitsy ahafahanao ho tena tsara fanahy sy tena be fitiavana. Afaka manamboatra saron-tava ho an’ny olona maherifo eo amin’ny asa fanompoana ianao ao amin’ny pejy 12 mba hanampiana anao hahatsiaro izany. Afaka manova izao tontolo izao ny safidy feno hatsaram-panahy ataontsika!

Amim-pitiavana,

Ny Namana

Farany: Manorata dia tantarao anay ny fotoana iray naha mpampihavana anao!

Hamoaka printy