“Vaovaon’ny fihaonambe,” Namana, mey 2023, 4.
Vaovaon’ny fihaonambe
Teny notsongaina tamin’ny fihaonambe
Tempoly vaovao
Firy no isan’ny tempoly nambaran’ny Filoha Nelson hatramin’ny naha lasa mpaminany azy tamin’ny 2018?
-
19 tamin’ny 2018+
-
+16 tamin’ny 2019
-
+14 tamin’ny 2020
-
+34 tamin’ny 2021
-
+35 tamin’ny 2022
-
+15 tamin’ity fihaonambe ity
-
=_______ no fitambaran’ny tempoly rehetra
Fiadidian’ny Zatovovavy vaovao
Ny 1 aogositra 2023 dia Rahavavy Freeman no ho Filohan’ny Zatovovavy maneran-tany vaovao. Rahavavy Runia sy Rahavavy Spannaus no ho mpanolotsainy.
Fihaonambe ny Alahadin’ny sampan-kazo
Ity fihaonambe ity dia natao ny Alahadin’ny sampan-kazo, ilay andro ankalazantsika ny fidiran’i Jesoa tao Jerosalema. Mpandahateny maro no nangataka antsika hifantoka bebe kokoa tamin’ny Mpamonjy mandritra ny Paska.
Fiarahana mihira
Olona folo avy eto amin’izao tontolo izao no tonga niara-nihira tamin’ny Amboaram-peon’ny Tabernakely tamin’ity fihaonambe ity! Ampifandraiso amin’ny toerana niavian’ireo mpihira eo amin’ilay sarintany ny anaran’ireo firenena.
Mexique
Brésil
Ghana
Malaisie
Philippines
Taïwan