Mey 2023 Ry namana malalaMamakia hafatra momba ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Natao ho anao ny fihaonambe Russell M. NelsonMijoroa ho mpampihavanaMamakia hafatra iray avy amin’ny fihaonambe mikasika ny fijoroana ho mpampihavana avy amin’ny Filoha Russell M. Nelson Vaovaon’ny fihaonambeMamantara vaovao manan-danja avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany! Zavatra noraisina an-tsoratra avy amin’ny fihaonambeMamakia tantara vitsivitsy avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany dia sorato ny zavatra nianaranao. Ny fihaonambe dia maneho sy milazaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Gretchen Picklesimer KinneyIlay vorondolo sy ilay trozona maintyNahazo fanentanam-panahy tamin’ny alalan’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany i Dieter mba hivarotra sary hosodoko hanaovana asa fiantrana. Avia, hanaraka Ahy Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka AhyAmpiasao ireto asa atao ireto handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao. Maherifo eo amin’ny asa fanompoanaManamboara saron-tava iray ary manampia olona iray mba hahatongavana ho maherifo eo amin’ny asa fanompoana! Batisa atao any amin’ny tempolyFantaro ny momba ny fanekempihavanana ataonao hiverenana any amin’ny Ray any An-danitra. Lucy Stevenson EwellNy vavaka nataon’i RosiNivavaka mba hahazo fanampiana i Rosi rehefa niharan’ny fanavakavaham-bolonkoditra tany am-pianarana. Carolina MarínNy varavarana misokatry ny tempolyNanatrika vao voalohany varavarana misokatry ny tempoly i Svetan. Tadiavo!Hitanao ve ireo zavatra miafina ao amin’ilay sary? Hevitra tsaraPeta-drindrina misy hafatra mikasika ny fankasitrahana Manara-dia an’i Jesoa any Cap-VertFantaro i Raissa avy any Cap-Vert ary fantaro ny fomba fanarahany an’i Jesoa. Manolotra ny arahaba ny avy any Cap-Vert!Andao hanao dia hianarana mikasika an’i Cap-Vert Nampianatra tao amin’ny tempoly i JesoaVakio ny tantara iray mikasika ny fomba nampianaran’i Jesoa tao amin’ny tempoly fony Izy mbola kely. Alelie Coronel-CamitanTondraky ny fitiavanaNanompo ireo namany i Marius rehefa tondraky ny rano ny tranon’izy ireo. Loholona Quentin L. CookAhoana no ahafahako hiomana ho any amin’ny Tempoly?Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Loholona Quentin L. Cook momba ny fiomanana ho any amin’ny tempoly. Karatra fanaovana asa any amin’ny tempolyManangona ireo karatra fanaovana asa any amin’ny tempoly manerana izao tontolo izao. Maryssa DennisMpinamana niara-nanao origamiNiara-nanao origami i Ari sy ny namany mba hampifalifaliana ilay mpiandraikitra ny tranomboky ao amin’ny sekolin’izy ireo. Famalonana mahafinaritraAndramo ireto fanaovana origami mahafinaritra ireto! Margo sy PaoloNofehezina tamin’ny fianakaviany tany amin’ny tempoly i Lucas zandrilahikelin’i Margo sy i Paolo. Ho an’ny ankizy lehibe Ho an’ny ankizy lehibeFanoroam-pejin’ny fizarana ho an’ny ankizy lehibe. Glenda Mendez de LopezIlay fahagagana niainan’i Jimena tany amin’ny tempolyNatahotra ny hanao batisa any amin’ny tempoly i Jimena noho ny diabète nahazo azy, saingy nampian’ny Ray any An-danitra izy. Valiny momba ny tempolyMianara misimisy kokoa momba ny tempoly sy ny fanaovana batisa ho an’ny maty. Mikaela WilkinsI Cameron ilay mpitendry pianôMianatra mitendry pianô ho an’ny fampisehoana ataon’ny Kilonga i Cameron. Tonga tahaka an’i JesoaPeta-drindrina maneho fanamafisana mba hanampiana anao hahatsiaro ny fomba hahatongavanao ho tahaka an’i Jesoa. Ho an’ireo namana mbola kely Ho an’ireo namana mbola kelyFantaro ireo namana mbola kely manerana izao tontolo izao. Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fanajanaIanaro ny fomba ahafahanao manara-dia an’i Jesoa amin’ny alalan’ny fanehoana fanajana. Lehilahy iray feno fankasitrahanaVakio ny fomba nanasitranan’i Jesoa ireo boka niisa 10. Afaka ny ho feno fankasitrahana ahoPejy holokoina miaraka amin’ny hafatra hoe “Afaka ny ho feno fankasitrahana aho” Asa atao mifandray amin’ny Avia, hanaraka Ahy ho an’ny ankizy kelyAmpiasao ireto asa atao ireto handalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny ankizikelinareo. Ry ray aman-dreny malalaMamakia hafatra natao ho an’ny ray aman-dreny mikasika ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany.