“Tonga tahaka an’i Jesoa,” Namana, mey 2023, 42.
Ankizy sy Zatovo
Tonga tahaka an’i Jesoa
Soraty eto ambany ny fomba hahatongavanao ho tahaka an’i Jesoa Kristy.
Mampitombo ny tanjako aho amin’ny alalan’ny ________________________________________________.
Mampitombo ny faharanitan-tsaiko aho amin’ny alalan’ny ________________________________________________.
Mampitombo ny hatsaram-panahiko aho amin’ny alalan’ny _________________________________________________.
Mampitombo ny fijoroana ho vavolombelona ananako aho amin’ny alalan’ny _________________________________________.
Indray andro dia te ____________________________________________________ aho.
Jereo ny Boky torolalana ho an’ny ankizy mba hahitana hevitra vitsivitsy eo amin’ny fanampiana anao hitovy kokoa amin’i Jesoa.