2023
Maherifo eo amin’ny asa fanompoana
Mey 2023


“Maherifo eo amin’ny asa fanompoana,” Namana, mey 2023, 12.

Zavatra mahafinaritra

Maherifo eo amin’ny asa fanompoana

Sary
tantara amin’ny endrika PDF

Ao anatin’ireo tantara sy horonan-tsary, ireo maherifo dia mampiasa hery foronin’ny saina mba hanampiana olona. Eo amin’ny fiainana tena izy dia afaka mampiasa ny hatsaram-panahinao ianao mba hanampiana ny hafa!

  1. Haingoy ny saron-tavanao ary hetezo izany.

  2. Asio lavaka anankiroa eo amin’ilay saron-tava. Ampidiro eo amin’ny lavaka kely tsirairay ny tady kely iray ary afatory izany.

  3. Anaovy ny saron-tavanao ary mandehana manampy olona sahirana!

Hamoaka printy