2023
Batisa atao any amin’ny tempoly
Mey 2023


“Ireo fanekempihavanana atao any amin’ny tempoly,” Namana, mey 2023, 13.

Ny lalan’ny fanekempihavanako

Batisa atao any amin’ny tempoly

Ny Ray any an-danitra dia manana fitahiana mahafinaritra ho anao eo amin’ny lalanao miverina any Aminy!

Sary
tantara amin’ny endrika PDF

Sary nataon’ i Brooke Smart

Any amin’ny tempoly isika dia afaka ny hatao batisa ho an’ireo olona izay maty nefa tsy nahafantatra momba ny filazantsara. Afaka misafidy ny hanaiky ilay batisa na tsia ireo olona ireo. Raha mendrika ianao dia afaka mahazo fahazoan-dalana hidirana ny tempoly amin’ilay taona haha-feno 12 taona anao.

Ataovy ny sarin’ny tempoly akaikin’ny toeram-ponenanao indrindra:

Rahoviana aho no handeha any:

Iza no handeha hiaraka amiko:

Ahoana no fomba hiomanako:

Hamoaka printy