2023
Ahoana no ahafahako hiomana ho any amin’ny tempoly?
Mey 2023


“Ahoana no ahafahako hiomana ho any amin’ny tempoly?” Friend, mey 2023, 28.

Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray

Ahoana no ahafahako hiomana ho any amin’ny tempoly?

Namboarina avy tamin’ny “Alaivo sary an-tsaina ny tenanao hoe any amin’ny tempoly,” Liahona, mey 2016, 97–101.

Sary
Ankizilahy sy ankizivavy iray mieritreritra momba ny tempoly

Sary nataon’i Kelly Smith

Eritrereto ny mety ho endriky ny fidirana ao anatin’ny tempoly indray andro any.

Sary
Fianakaviana iray mijery ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany

Mifalia rehefa misy tempoly vaovao ambara.

Sary
Vondron’ankizy iray ao amin’ny kilasin’ny Kilonga

Fantaro ny momba ny drafitry ny Ray any An-danitra ho an’ny zanany.

Sary
Ankizy telo mitsiky

Ataovy izay hananana fiainana mendrika ny hahazoana fahazoan-dalana hidirana ny tempoly.

Hamoaka printy