2023
Karatra fanaovana asa any amin’ny tempoly
Mey 2023


“Karatra fanaovana asa any amin’ny tempoly,” Namana, mey 2023, 29.

Zavatra mahafinaritra

Karatra fanaovana asa any amin’ny tempoly

Hetezo ity pejy ity, apetaho amin’ny taratasy matevina izany, ary hetezo ireo karatra.

Sary
tantara amin’ny endrika PDF

Sary nataon’i Bailey Rees

Tempolin’i Kinshasa République Démocratique du Congo

Notokanan’ny Loholona Dale G. Renlund tamin’ny 14 aprily 2019

Tempolin’i Durban, Afrique du Sud

Notokanan’ny Loholona Ronald A. Rasband tamin’ny 16 febroary 2020

Tempolin’i Winnipeg Manitoba, Kanadà

Notokanan’ny Loholona Gerrit W. Gong tamin’ny 31 ôktôbra 2021

Tempolin’i Pocatello Idaho

Notokanan’ny Filoha M. Russell Ballard tamin’ny 7 nôvambra 2021

Tempolin’i Rio de Janeiro, Brésil

Notokanan’ny Loholona Gary E. Stevenson tamin’ny 8 mey 2022

Tempolin’i Yigo Guam

Notokanan’ny Loholona David A. Bednar tamin’ny 22 mey 2022

Tempolin’i Praia Cap-Vert

Notokanan’ny Loholona Neil L. Andersen tamin’ny 19 jona 2022

Tempolin’i Quito, Équateur

Notokanan’ny Loholona Quentin L. Cook tamin’ny 20 nôvambra 2022

Tempolin’i Belém, Brésil

Notokanan’ny Loholona Dale G. Renlund tamin’ny 20 nôvambra 2022

Hamoaka printy