2023
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Mey 2023


“Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy,” Namana, mey 2023, 1.

Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Aiza aho no mamaky ny Namana

Sary
Ankizilahy iray mihazona tahadikan’ny Namana amin’ny teny anglisy sy sinoa.

I Timothy M., 4 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny teny sinoa sy anglisy any Brabant septentrional, Pays-Bas!

Teny miavaka noforonina

Sary
sarina ankizilahy
Sary
sarina macareux (vorona) miaraka amin’ny maribolana atao anaty saritapaka

Nahafinaritra ny nanoratra ny maribolana ho an’ireo macareux (aprily 2022)!

Matias M., 9 taona, Yoro, Honduras

Mahafinaritra ahy ny mahita ny Tempoly

Sary
Fianakaviana eo anoloan’ny Tempolin’i Lima Pérou

Nitsidika ny Tempolin’i Lima Pérou i Adryana C., 8 taona.

Hamoaka printy