2023
Margo sy Paolo
Mey 2023


“Margo sy Paolo,” Namana, mey 2023, 34.

Margo sy Paolo

Sary
Fianakaviana iray eo ivelan’ny tempoly any Brésil

Sary nataon’i Katie McDee

Tena faly aho fa hofehezina miaraka isika amin’ny maha-fianakaviana antsika!

Izaho koa.

Sary
Ankizivavy manakibokibo zazakely sy ankizilahy lehibe mitsiky

Henonao ve izany ry Lucas? Ho lasa fianakaviana mandrakizay isika!

Ary fotoana voalohany hatramin’izay hidirantsika ao amin’ny tempoly izao!

Sary
Fianakaviana mijery ny tempoly
Sary
Reny, ankizilahy, ary ankizivavy mitsiky

Eny, andro miavaka ity. Mahatsapa fiadanana ve ianao eto?

Eny!

Sary
Ray mitsiky

Izany no izy satria tranon’ny Tompo ity.

Sary
Fianakaviana manao akanjo fotsy mifamihina.

Hamoaka printy