2023
Tadiavo!
Mey 2023


“Tadiavo!” Namana, mey 2023, 18.

Zavatra mahafinaritra

Tadiavo!

Sary
Fianakaviana iray mandeha an-tongotra mankeny amin’ny tempoly

Sary nataon’i Yaara Cellier

Miresaka amin’izao tontolo izao avy ao amin’ny Ivon-toeran’ny fihaonamben’ny Fiangonana ao Salt Lake City, Utah ireo mpaminanintsika sy apôstôlintsika! Hitanao ve ireo zavatra miafina?

Hamoaka printy