2023
Ho an’ireo namana mbola kely
Mey 2023


“Ho an’ireo namana mbola kely,” Namana, mey 2023, 43.

Ho an’ireo namana mbola kely

Sary
Sarina ankizilahy iray mitsiky

Nanampy tamin’ny fanadiovana trano fitaizana zaza kamboty iray aho. Mahatsapa fifaliana aho rehefa manompo!

Richard E., 4 taona, Guárico, Venezuela

Sary
Sarina ankizivavy iray mitsiky

Manampy ny fianakaviako aho amin’ny alalan’ny filalaovako miaraka amin’i Pablo, zandrilahikeliko.

Luciana M., 3 taona, Michoacán, Meksika

Inona no ato anatiny:

Hamoaka printy