2023
Ny fihaonambe dia maneho sy milaza
Mey 2023


“Miara-manara-dia an’i Jesoa,” Namana, mey 2023, 6–7.

Ny fihaonambe dia maneho sy milaza

Sary
alt text

“Manana ny fahazavan’i Kristy ny zaza rehetra vao teraka,” Ada W., 10 taona, Utah, Etazonia

Sary
alt text

Ruoyun H., 11 taona, Province de Taïwan, Taïwan

Sary
alt text

“Mijoroa ho vavolombelona fa velona i Kristy,” Morôni N., 8 taona, São Paulo, Brésil

Sary
alt text

Gabin F., 7 taona, Bruxelles, Belgique

Sary
alt text

“Tia ahy i Jesoa,” J.D. B., 10 taona, Alabama, Etazonia

Sary
alt text

Ny lahateny nataon’ny mpaminany no tiako indrindra. Mahatonga ahy hanam-paniriana ny ho lasa olona tsara kokoa izany ary manampy ahy hahatsapa fa tena manan-danja amiko ireo anadahiko. Afaka ny ho tsara fanahy kokoa amin’izy ireo sy mijoro ho mpampihavana aho.

Lydia S., 8 taona, Texas, Etazonia

Sary
alt text

Manao dia lavitra izahay mba hijery ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany any amina trano fandraisam-bahiny iray miaraka amin’ireo mpikambana hafa ao amin’ny faritra misy anay. Tiako ny mahita ireo namako avy any amin’ireo sampana hafa sy ny mahazo fampaherezana avy amin’ireo mpandahateny.

Elise M., 10 taona, Nairobi, Kenya

Sary
alt text

Ny hira no tena tiako indrindra, indrindra fa ny mijery ireo rantsan-tanan’ny mpitendry ôrga manidintsidina eo ambonin’ireo vatamarofitsoka samy hafa. Tena niavaka ity fihaonambe ity satria nandeha fiaramanidina avy aty Taïwan ireo namanay mba hiara-hihira tamin’ny amboaram-peo. Reharehanay izy!

Tristan W., 7 taona, Nouveau Taipei, Taïwan

Sary
alt text

Tiako ny fihaonambe satria afaka mihaino ny tenin’i Jesoa Kristy amin’ny alalan’ny mpaminany sy ny apôstôly aho.

Shelem G., 6 taona, Durango, Mexique

Sary
alt text

Mahatonga ahy ho faly ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany! Manome fifaliana ho ahy ny hafatra nentanim-panahy avy amin’ny mpaminany.

Michel O., 7 taona, Etat de Rivers, Nigéria

Sary
alt text

Tiako ny mankany am-piangonana miaraka amin’ny fianakaviako rehefa fotoan’ny fihaonambe mba hijery ny mpaminany eo amin’ilay efijery lehibe. Mahatsapa ny Fanahy ao am-poko aho.

Levi B., 6 taona, Victoria, Australie

Sary
alt text

Mivory izahay mianakavy alohan’ny fihaonambe ary manoratra ireo fanontaniana anananay. Mijery ny fihaonambe izahay dia mifanampy mihaino ny valin’ny fanontanianay.

Carter, Asher, Sariah, Jet, ary i Willow S., 6, 12, 8, 10, ary 2 taona, Queensland, Australie

Hamoaka printy