“Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fanajana,” Namana, mey 2023, 44–45.
Afaka manara-dia an’i Jesoa aho amin’ny alalan’ny fanehoana fanajana
Rehefa maneho fanajana aho dia manaraka an’i Jesoa.
Afaka maneho fanajana aho mandritra ny vavaky ny mpianakavy.
Afaka mieritreritra an’i Jesoa aho mandritra ny fanasan’ny Tompo.
Afaka mipetraka amim-panajana ao amin’ny Kilonga aho.
Fotoana ho an’ny fanaovana asa
Ny fanehoana fanajana any am-piangonana dia fomba iray hanehoantsika fitiavana an’i Jesoa Kristy. Amin’ny fomba ahoana no maha-feno fanajana ireo ankizy ireo? Firy ny fo hitanao?