2023
Ry ray aman-dreny malala
Mey 2023


“Ry ray aman-dreny malala,” Namana, mey 2023, fonony ao ambadika.

Ry ray aman-dreny malala,

Sary
tantara amin’ny endrika PDF

Amin’ny fomba ahoana no hanampianao ny zanakao hahatsiaro ny zavatra rentsika nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana tamin’ny volana lasa? Inona avy ireo tantara tadidin’izy ireo? Inona avy ireo lahateny tianareo hifantohana amin’ny maha-fianakaviana anareo? Iaraho vakina ny zavatra nolazain’ny mpaminanintsika ao amin’ny pejy 2. Na vakio ireo tantara tao anatin’ny fihaonambe ao amin’ny pejy 5. Azonao atao ihany koa ny mijery ao amin’ny pejy 3 mba hahitana ireo tempoly vao nambara ary mitady azy ireo eo amin’ny sarintany iray miaraka amin’ny ankizy.

Fitahiana ny fahenoan-javatra avy amin’ny mpaminany velona!

Amim-pitiavana,

Namana

Hamoaka printy