2018
Sary: Raha mihaino ianao
Ôktôbra 2018


“Ho an’ireo tanora mpikamban’ny Fiangonana, mampanantena aho fa raha mihaino [ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany] ianareo, dia hahatsapa ny fitombon’ny fitaoman’ny Fanahy Masina ao anatinareo. Hilaza aminareo izay tiany hataonareo amin’ny fiainanareo ny Tompo.”

Loholona Robert D. Hales (1932–2017) tao amin’ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo “Ny Fihaonamben’ny Fiangonana: Manamafy orina ny finoana sy ny fijoroana ho vavolombelona” fihaonamben’ny Fiangonana ôkt. 2013

Hamoaka printy