Ôktôbra 2018 Michael Isaac—Bydgoszcz, Pologne Mahazo fanampiana mba hanampiana ny hafaNy fomba sy ny fotoana hampandraisana anjara ny hafa ao anatin’ny fanompoana ataontsika. Mankaiza ny vola avy amin’ny fahafolonkarena D. Todd ChristoffersonLoholona Gerrit W. Gong : Tiava ny Tompo ary matokia AzyTantaram-piainan’ny Loholona Gerrit W. Gong, vao nantsoina ho mpikambana ao amin’ny Kôlejin’ ny Apôstôly Roambinifolo Neil L. AndersenLoholona Ulisses Soares: Lehilahy iray tsy misy fitakaTantaram-piainan’ny Loholona Ulisses Soares, vao nantsoina ho mpikambana ao amin’ny Kôlejin’ ny Apôstôly Roambinifolo Michael MeyersNy zavatra tian’ny eveka tsirairay ho fantatr’ireo mpikambana ao amin’ny paroasinyMizara zavatra valo izay inoany fa ho tian’ny eveka tsirairay ho fantatry ny mpikambana ao amin’ny paroasiny ny eveka iray teo aloha. Chakell WardleighFomba miisa 5 azonao hanampiana ny evekanao mba hanampiany anaoFomba azonao hanampiana ny evekanao amin’ny antsony. Toko 8: Ny fitsanganan’ny Fiangonan’i Kristy Mckenna ClarkeLesona 4 momba ny namoahan’i Joseph Smith ny Bokin’i MôrmônaZavatra 4 azontsika ianarana avy amin’ny tantara mikasika ny fomba nivoahan’ny Bokin’i Môrmôna amin’izao andro farany izao. Quentin L. CookNy naha-feno famindram-po ny TompoNy Loholona Quentin L. Cook dia manazava ny fomba hanampiana antsika hitandrina ny fanekempihavanantsika amin’ny alalan’ny famakiana ilay andiam-boky vaovao miompana amin’ny tantaran’ny Fiangonana hoe Olomasina . Ny feon’ny Olomasin’ny Andro Farany Alvaro AlcainoAtody, kiadin’aratra, ary finoana Douglas HedgerFitahiana avy amin’ny sora-tanan’ny reniko Doru VasileFahagagana tao an-tranon’ny Tompo tany Kiev Franklin RomeroTsiky maneho fankasitrahana Ho an’ny Tanora Mindy SeluNy faharisihantsika hiaina ny filazantsara Hannah DeTavisNy fisarahana nampalahelo ahy indrindra raha ny marina no iray tamin’ireo fitahiana lehibe indrindra azokoTantarain’ny tanora iray ny fomba nahafantarany fa fitahiana ho azy ny fisarahana nampalahelo azy indrindra. Aurilas PetersonNy dingana voalohany mankany amin’ny fibebahana Ho an’ny Zatovo David A. BednarMianatra araka ny fomban’ny TompoNy Loholona Bednar dia mampianatra antsika ny fomba fianarana araka ny fomban’ny Tompo amin’ny alalan’ny Fanahy amin’ny fiomanana hianatra, fifaneraserana amin’ny hafa ary fanekena ireo fanasana mba handray andraikitra. Fomba 5 hianaran-javatra avy amin’ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tanyIreto misy fomba dimy aroso ahafahanao mianatra zavatra avy amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany sy mandray fanambarana ho an’ny tena manokana. Nampianarin’ny Fanahy MasinaNiomana mialoha ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ireo zatovo mba ho ampianarin’ny Fanahy ary nizara ny fomba fanao novain’izy ireo noho izany. Sary: Raha mihaino ianaoSary ahitana teny nindramina izay mamporisika antsika hihaino ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ary handalina izany avy eo. Ireo toe-javatra mikasika ny Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tanyToe-javatra mahaliana mikasika ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Nosoratan’i Leah BartonIreo lalana izay manomana anao amin’ny hoavinaoTorohevitra ho an’ny zatovo avy amin’ireo tanora momba ny fomba hanombohana eo amin’ny fianarana, eo amin’ny sehatry ny asa ary eo amin’ny asa hivelomana. Fanontaniana & valiny “Ahoana no ahafahako manasa ny Fanahy ho ao an-tranoko rehefa miady na mifamaly ny olona?”Valin’ilay fanontaniana hoe: “Ahoana no ahafahako manasa ny Fanahy ho ao an-tranoko rehefa miady na mifamaly ny olona?” Moa ve ny fijoroana ho vavolombelona mihoatra noho ny fahatsapana fotsiny?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Moa ve ny fijoroana ho vavolombelona mihoatra noho ny fahatsapana fotsiny?” Ho an’ny Ankizy Allie B.Mampitampita ny fitiavan’ Andriamanitra Carsen K.Vavaka teny amin’ny canyon Sharon GoodrichMamirapiratra any amin’ny République Tchèque Jeffrey R. HollandMijoro ho vavolombelona momba an’i Kristy ireo Apôstôly Ny pejintsika Megan ArmknechtFanantenana tany Hollande Fikambanan’ny mpamaky ny Bokin’i Môrmôna Be herim-po i Estera Kim Webb ReidI Estera Mpanjakavavy Pejy lokoina James E. FaustFanohanana avy amintsika