Fanampiana amin’ny fandalinana
Jery ankapobeny


Jery ankapobeny

Ny sarintany etsy ambany dia mampiseho ny toerana misy ireo sary ao amin’ity fizarana ity. Ao anatin’ireo pejy manaraka, ny sary tsirairay misy laharana dia miaraka amin’ny fanazavana fohy mikasika ny toe-javatra nitranga. Dia tanisaina ireo zavatra manan-danja ao amin’ny soratra masina niseho avy ao amin’izany faritra izany miaraka amin’ny soratra masina mifandray mba hahafahanao mahafantatra ny toerana hamakiana bebe kokoa ny momba ireo zava-nitranga ireo.

  1. Renirano Naily sy Egypta

  2. Tendrombohitra Sinay (Horeba) sy ny Tany Foanan’i Sinay

  3. Ny Tany Foanan’i Jodea

  4. Kadesy-barnea

  5. Fasan’ireo Patriarika

  6. Tany Havoanan’i Jodea

  7. Betlehema

  8. Jerosalema

  9. Tempolin’i Heroda

  10. Tohatra Mankao amin’ny Tempoly

  11. Tendrombohitra Oliva

  12. Saha Getsemane

  13. Golgota

  14. Sahan’ny Fasana

  15. Jeriko

  16. Silo

  17. Sekema

  18. Dotana ao Samaria

  19. Kaisaria sy ny Lemak’i Sarona hatrany Karmela

  20. Jopa

  21. Lohasahan’i Jezrela

  22. Tendrombohitra Tabara

  23. Ranomasin’i Galilea sy ny Tendrombohitry ny Fahasambarana

  24. Kapernaomy

  25. Renirano Jordana

  26. Kaisaria Filipo

  27. Nazareta

  28. Dana

  29. Atena

  30. Korinto

  31. Efeso

  32. Nosy Patmo

Sary
Jery ankapobeny ny sarintany

Ava.

Gresy

Ranomasina Mediteranea

Isiraely

Egypta

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

11

12

13

14

15

16

17

18

19

20

21

22

23

24

25

26

27

28

29

30

31

32

Hamoaka printy