Fanampiana amin’ny fandalinana
13. Golgota


13. Golgota

Sary
sary 13

Io vato io izay miendrika karandoha ary hita eo ivelan’ny Vavahady Damaskosy ao Jerosalema (Jaona 19:17, 20) no mety ho toerana nisy an’i Golgota izay nanomboana an’i Jesoa Kristy.

Ny zava-dehibe nitranga: Rehefa avy nokapohina sy narabiana i Jesoa, dia nentina tamin’ny toerana antsoina hoe Golgota, … tany atao hoe Ikarandoha, ka nohomboana tao (Mat. 27:26–35; Jaona 19:17–18). (Jereo ny TSM Golgota.)

Hamoaka printy