Fanampiana amin’ny fandalinana
18. Dotana ao Samaria


18. Dotana ao Samaria

Sary
sary 18

I Dotana dia misongadina amin’ny rirany sy ny lohasahany. Toerana firaokam-bilona tsara izy. Nomena an’i Manase io faritra io rehefa niorim-ponenana tao amin’ny tany ny Isiraelita.

Ny zava-dehibe nitranga: Tao amin’ny lohasahan’i Dotana no nivarotana an’i Josefa ho any Egypta (Gen. 37:12–28). Nanavotra mpaminany zato i Obadia tamin’ny fanafenana azy ireo tao andava-bato raha nitady hamono ny mpamin’nynin’i Isiraely i Jezebela (1 Mpan. 18:13). Nanodidina an’i Elisa sy ny mpanompony ny tafika Syriana, namonjy azy tamin’ny fomba mahagaga ny Tompo (2 Mpan. 6:13–23).

Hamoaka printy