Fanampiana amin’ny fandalinana
32. Nosy Patmo


32. Nosy Patmo

Sary
sary 32

I Patmo dia nosy ao amin’ny Ranomasina Aezea izay nanaovana sesin-tany an’i Jaona (Apôk. 1:9). Araka ny lovantsofina dia niasa tao tamin’ny fihadiam-batovandana izy.

Ny zava-dehibe nitranga: Nahita ny fahitana lehibe izay fantatra amin’ny hoe ny Apôkalipsy (bokin’ny Apôkalipsy) i Jaona. Nandidy azy ny Tompo handefa izany amin’ireo fiangonana fito tany Asia (Apôk. 1:11).

Hamoaka printy