Fanampiana amin’ny fandalinana
7. Betlehema


7. Betlehema

Sary
sary 7

Asehon’ity sary ity ny havoana vatoana sy ny sahan’ny mpiandry ondry eo aloha, ary ny tanànan’i Betlehema ankehitriny ao aoriana.

Ny zava-dehibe nitranga: Nalevina tsy lavitra teo i Rahely (Gen. 35:16–20). Nonina tao i Rota sy i Boaza (Rota 1:19–2:4). Teraka sy nohosorana ho mpanjaka tao i Davida mpanjaka (1 Sam. 16:1–13). Teraka tao ny Mpamonjy, ary nitsaoka Azy ny mpiandry ondry sy ny olon-kendry (Mat. 2:1–11; Lio. 2:4–16). (Jereo ny TSM Betlehema.)

Hamoaka printy