Fanampiana amin’ny fandalinana
1. Renirano Naily sy Egypta


1. Renirano Naily sy Egypta

Sary
sary 1

Zavamaniry eo amoron’ny Renirano Naily. Tao amin’ny toerana toy izao no nanafenan’ny renin’i Mosesy ilay zanany lahikely. Hita eo aoriana ny tany efitra izay mandrakotra ny ampahany lehibe amin’i Egypta.

Ny zava-dehibe nitranga: I Egypto no nahita io tany io (Abr. 1:23–25). Nankany Egypta i Abrahama (Gen. 12:10–20; Abr. 2:21–25). I Josefa dia namidy tany Egypta, tonga mpanapaka ary nanavotra ny fianakaviany tamin’ny mosary (Gen. 37; 39–46). Nonina tao Egypta ny taranak’i Jakoba (Gen. 47; Eks. 1; 12:40). Nahita an’i Mosesy zazakely teo amin’ny renirano ny zanakavavin’i Farao ary nitaiza azy (Eks. 2:1–10). Nitarika ny Isiraelita nivoaka an’i Egypta i Mosesy (Eks. 3–14). Nisy fotsana nankany Egypta i Maria, i Josefa, ary i Jesoa mba handosirana an’i Heroda (Mat. 2:13–15, 19–21). Amin’ny andro farany dia hahafantatra ny Tompo ny Egyptiana, ary hitahy an’i Egypta ny Tompo (Isa. 19:20–25). (Jereo ny TSM Egypta.)

Hamoaka printy