Lohahevitra sy fanontaniana Teny fanolorana Teny fanoloranaTeny fanolorana ny fikatsahana ny valin’ireo fanontanianao. Ataovy ivon’ny fiainanao i Jesoa KristyZava-dehibe amin’ny fikatsahana ny valin’ireo fanontaniana saro-baliana indrindra mahakasika ny fiainana ny finoana an’i Jesoa Kristy. Manàna faharetana amin’ny tenanao sy ny hafaManan-danja amin’ny fikatsahana valim-panontaniana ny faharetana amin’ny tenantsika sy amin’ny hafa. Fantaro fa dingana miantoana ny fahazoana fanambaranaNy tantaran’ny Famerenana amin’ny laoniny dia mampiseho fa dingana miantoana ny fikatsahana ny hahafantatra ny sitrapon’ Andriamanitra ary matetika izany no raisina aorian’ny fisaintsainana sy fitalahoana. Mampiasà loharanom-pahalalana azo antokaMitaky asa ara-panahy sy ara-tsaina ny fianarana manombana ny hatsaran’ny loharanom-pahalalana ampiasaintsika. Ataovy izay hahatakarana ny lasaAfaka manampy antsika hahita ny lasa amin’ny fomba mazava kokoa sy amin’ny fomba mitondra fanatsarana kokoa ireo fitsipika ato amin’ity toko ity. Teny fanolorana Teny fanoloranaRaiso ho toy ny tombontsoa masina rehefa misy namana Olomasin’ny Andro Farany manam-panontaniana na fanahiana momba ny finoany ka manatona anao. Mamalia am-pitiavanaMitadiava fomba hanehoana fangorahana sy hatsaram-panahy, eny fa na dia manao safidy izay tsy ekenao aza izy ireo. Mihainoa amim-panetrentenaMitadiava fomba hanehoana fangorahana sy hatsaram-panahy, eny fa na dia manao safidy izay tsy ekenao aza izy ireo. Matokia ny TompoRehefa misy olona misalasala ny amin’ny zavatra inoan’izy ireo dia tokony hanao izay vitantsika isika mba hampiana azy ireo, kanefa tokony hatoky ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy ihany koa isika. Kolokoloy ny finoanaoTsy afaka mampitraka ny hafa isika raha tsy rehefa mandray an-tanana ny asa manan-danja amin’ny fikolokoloana ny finoantsika sy ny fijoroana ho vavolombelona ananantsika manokana. Ampio izy ireo mandritra ny dianyTsy afaka mampitraka ny hafa isika raha tsy rehefa mandray an-tanana ny asa manan-danja amin’ny fikolokoloana ny finoantsika sy ny fijoroana ho vavolombelona ananantsika manokana. A Andriamanitra Ray Andriamanitra RayTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba an’ Andriamanitra Ray. Andro Sabata Andro SabataTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny andro Sabata. B Batisa BatisaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny batisa. D Drafitry ny famonjena Drafitry ny famonjenaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny drafitry ny famonjena. F Fahafahana misafidy Fahafahana misafidyTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fahafahana misafidy. Fahagagana FahagaganaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny Fahagagana. Fahalavoan’i Adama sy Eva Fahalavoan’i Adama sy EvaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fahalavoan’i Adama sy i Eva. Fahariana FaharianaTorolalana amin’ny fandalinana ny lohahevitra momba ny filazantsara momba ny fahariana. Fahasoavana FahasoavanaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fahasoavana. Fahaterahan’i Jesoa Kristy Gospel Study GuideFahaterahan’i Jesoa KristyTorolalana amin’ny fandalinana lohahevitra momba ny filazantsara momba ny fahaterahan’i Jesoa Kristy. Gospel Study GuideNy asa fanompoan’i Jesoa Kristy teto an-tanyTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny asa fanompoan’i Jesoa Kristy teto an-tany. Fahitana Voalohany Fahitana VoalohanyTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fahitana voalohany. Famerenana amin’ny laoniny ny filazantsara Famerenana amin’ny laoniny ny filazantsaraTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny Famerenana amin’ny laoniny ny filazantsara. Famerenana amin’ny laoniny ny fisoronana Famerenana amin’ny laoniny ny fisoronanaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny famerenana amin’ny laoniny ny fisoronana. Fanahy Masina Gospel Study GuideFanahy MasinaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny Fanahy Masina. Gospel Study GuideFanomezana ny Fanahy MasinaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny Fanomezana ny Fanahy Masina. Fanambarana FanambaranaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fanambarana. Fanasan’ny Tompo Fanasan’ny TompoTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny Fanasan’ny Tompo. Fanekempihavanana sy ôrdônansy Fanekempihavanana sy ôrdônansyTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny Fanekempihavanana sy ôrdônansy. Fankatoavana FankatoavanaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fankatoavana. Fiainana an-tany Fiainana an-tanyTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fiainana an-tany Fiainana mandrakizay Fiainana mandrakizayTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny Fiainana mandrakizay. Fiainana talohan’ny nahaterahana Fiainana talohan’ny nahaterahanaNy hoe fiaianana talohan’ny nahaterahana dia entina ilazana ny fiainantsika talohan’ny nahaterahantsika teto an-tany, fony isika niaina teo anatrehan’ny Raintsika any An-danitra tamin’ny naha fanahy zanany antsika. Fibebahana FibebahanaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny Fibebahana. Finoana an’i Jesoa Kristy Finoana an’i Jesoa KristyTorolalana amin’ny fandalinana ny lohahevitra momba ny filazantsara momba ny finoana an’i Jesoa Kristy Fisoronana Aharôna Fisoronana AharônaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fisoronana Aharôna. Fisoronana Melkizedeka Fisoronana MelkizedekaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fisoronana Melkizedeka. Fitantarana maro momba ny Fahitana VoalohanyNanome fitantarana maro momba ny Fahitana Voalohany ho an’ny mpihaino samihafa sy ho an’ny tanjona samihafa i Joseph Smith. Ny fandalinana ireo tantara ireo dia manome antsika fahatakarana lalina momba io zava-nitranga manan-danja io. Fitsanganana amin’ny maty Fitsanganana amin’ny matyTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny Fitsanganana amin’ny maty. Fitsarana FitsaranaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fitsarana. I Ilay hany fiangonana marina sy velonaIty lahatsoratra ity dia mamaly ireo fanontaniana mahazatra momba ny fahamarinan’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany. Ireo didyTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny didy. Ireo fanalahidin’ny fisoronanaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fanalahidin’ny fisoronana. M Mitsaoka an’ Andriamanitra Ray Mitsaoka an’ Andriamanitra RayTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny fitsaohana an’ Andriamanitra Ray. N Ny Andriamanitra Ny AndriamanitraTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba Ny Andriamanitra. Ny anjara asan’ireo mpaminanyIty lahatsoratra ity dia mamaly ireo fanontaniana mahazatra momba ny anjara asan’ireo mpaminany amin’izao androntsika izao. Ny niandohan’ny Bokin’i AbrahamaNy Bokin’i Abrahama dia rakitsoratry ny mpaminany Abrahama ao amin’ny Baiboly, ary eken’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho bokin-tsoratra masina. Ny tsodranon’ny Patriarika Ny tsodranon’ny PatriarikaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny tsodranon’ny patriarika. S Soratra masina Soratra masinaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny soratra masina. Sorompanavotan’i Jesoa Kristy Sorompanavotan’i Jesoa KristyTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny Sorompanavotan’i Jesoa Kristy T Tontolon’ny fanahy Tontolon’ny fanahyTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny tontolon’ny fanahy V Vavaka VavakaTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny vavaka. Z Zanak’ AndriamanitraTorolalana amin’ny fandalinana ny filazantsara momba ny zanak’ Andriamanitra.