104
Fianakaviana sambatra
Falifaly sy mientanentana
1. Tiako i Neny*, izy koa tia ahy.
Tiako i Dada*, tena marina.
Hitanao ‘zahay fa
fianakaviana sambatra.
2. Tiako i Zoky*, izy koa tia ahy.
Tiako i Zandry*, tena marina.
Hitanao ‘zahay fa
fianakaviana sambatra.
*Teny azo anoloana azy: Bebe, Dadabe; naran’ankizilahy sy ankizivavy
Tonony sy feony: Moiselle Renstrom, 1889–1956
Tonony sy feony avy ao amin’ny Merrily We Sing, © 1948, 1975 Pioneer Music Press, Inc. (Jackman Music Corporation). Nahazoana lalana. Fandrindrana © 1989 IRI. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.