119
Sondrian-tory mafy ery ’reo voa kely
Amim-pahatsorana
1. Sondrian-tory mafy ery
‘reo voa kely marobe.
Hoy ny antson’ny masoandro:
“Mifohaza re.”
2. ’Reo voa kely dia nifoha
ka nitraka avokoa
mba ho tratry ny hain’andro
ka hamoa tokoa.
Mamoròna fihetsika mifanaraka amin’ny tonony.
Tonony sy feony: Moiselle Renstrom, 1889–1956
Tonony sy feony © 1958, 1986 nataon’ny Pioneer Music Press, Inc. (Jackman Music Corporation). Zo rehetra voatokana. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.