118
Poakatsaka
Toy ny milalao
Raha nitazan(a) aho, dia indro hitako re.
Hazo feno poakatsaka be!
Zavatra tena miavaka,
nentin’ny lohataona ho ahy.
Afaka nitango aho hohaniko.
Poakatsaka mamy sady manitra.
Saing(y) izao ry zareo ny zava-niseho:
Voninkazo soa no hita teo.
Mamoròna fihetsika mifanaraka amin’ny tonony.
Tonony: Georgia W. Bello, 1924–2007. © 1957 IRI
Feony: Georgia W. Bello, 1924–2007; Narindran’i Betty Lou Cooney, 1924–2013. © 1957, 1989 IRI