138
Mba ho mpamaky lay
Amim-pahasahiana
1. Tsy voatery handao ny tany
nonenana hatrizay
ka handeha lavitra vao antsoina
hoe mpamaky lay.
2. Ilana herim-po sy asa,
finoana an’ilay Ray.
Hilofo amin’ny asa soa
mba ho mpamaky lay.
Valin-kira azo hiraina(1)
Izahay mandeha hatrany,
izahay mandeha hatrany.
Izahay mandroso hatrany,
‘zahay mpamaky lay dia mandeha.
Valin-kira azo hiraina(2)
Izahay mandeha hatrany,
izahay mandeha hatrany.
Izahay mandroso hatrany,
‘zahay mpamaky lay.
Tonony: Ruth Muir Gardner, 1927–1999. © 1980 IRI
Feony: Ruth Muir Gardner, 1927–1999. Narindran’i Vanja Y. Watkins, ter. 1938. © 1980 IRI