86
Hanaraka ny drafitry ny Ray aho
Feno fientanentanana
Ny tanjon’ ny fiainako dia lehibe,
nanomboka tany andanitra re.
Nisafidy ny hiain(a) ety antany aho,
tarihin’ilay Ray ao ambony ao.
Hiaina hatrany ny drafiny aho
sy hivoky amin’ ny teniny soa.
Hiasa aho, ho mpankatò,
ary hivavaka amin’ ny fo,
mba ho sambatra ety antany
s(y)hatrany andanitra any.
Tonony sy feony: Vanja Y. Watkins, ter. 1938. © 1981 IRI