37
I Jesoa dia namantsika
Amim-panajana
1. I Jesoa dia namantsika,
tsy manavaka.
Izy no mitarika antsika
raha mivavaka.
2. ’Ndeha hidera Az(y) isika,
amim-panajana.
Fa Jesoa dia namantsika,
mendri-piderana.
Tonony: Anna Johnson, 1892–1979
Feony: Alexander Schreiner, 1901–1987