18a
Midera Anao ‘zahay
Hira atao mifanenjika
Feno fankasitrahana
① Midera Anao
② ‘zahay Tompo ô,
③ noho ‘ty sakafo
④ ity.
Rehefa hiraina atao mifanenjika ity hira ity dia mizarà ho andiany maromaro. Manomboka mihira ny andiany manaraka eo amin’ny tarehimarika tsirairay. Azo hiraina miaraka amin’ny feon-java-maneno na hiraina amin’izao ny hira atao mifanenjika.
Tonony sy feony: Tsy fantatra anarana.