99
Mahita ny tempoly no mahafinaritra ahy
Amim-pandinihana
1. Mahita ny tempoly
no mahafinaritr(a) ahy.
Maniry ny ho any aho
hahatsapa ny Fanahy.
Satria ao no tranon’ ilay Ray
‘zay soa sy feno fitia.
Ka mioman(a) aho dien(y) izao,
F(a) izay no adidiko ety.
2. Mahita ny tempoly
no mahafinaritr(a) ahy.
Handeha ho any
aho tsy misy ahiahy.
Satria ao no hamehezana
ny fianakavianay.
Ka raha mahatoky izahay,
dia ho mandrakizay.
Tonony sy feony: Janice Kapp Perry, ter. 1938
© 1980 an’ny Janice Kapp Perry. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.