10
Ray ô! Hanaja Anao tokoa
Amim-panajana
Hiezaka aho hanaja Anao,
rehefa ao an-tranonao.
Ny fandeha ho tony tsara,
na dia eny an-dalantsara.
Ary hanondrika ny loha,
ka hihaino vavaka ao am-po.
Ary ho tsara saina koa, Ray ô!
Hanaja Anao tokoa.
Hiezaka aho hanaja Anao,
rehefa ao an-tranonao.
Tonony sy feony: Mildred Tanner Pettit, 1895–1977. © 1969 IRI