1. Mahafantatra anarana aho,
mamiko noho ny hafa.
Indro lazaiko aminao izany:
Ny anaran’i Neny.
Neny ô! Tsara fanahy ianao.
Tiako ianao, tiako ianao.
Neny ô! Tsara fanahy ianao.
Tiako ianao.
2. Mahafantatra anarana aho,
mamiko noho ny hafa.
Indro lazaiko aminao izany:
Ny anaran’i Dada.
Dad(a) ô! Mahery fo ianao.
Tiako ianao, tiako ianao.
Dad(a) ô! Mahery fo ianao.
Tiako ianao.