1. Raha nanatona an’i Jaona
i Jesoa tamin’ izany
dia natao batisa asitrika.
Tao Jordana anie izany.
2. Hoy Jesoa hoe noho ny lalàna
no hanaovana izany
sy hiakaran(a) any amin’ny Ray
ao amin’ny Fanjakany.
3. Aoka isika hanara-dia Azy
mba haneho finoana koa.
Ka hatao batisa sy hankatò
toa an’i Kristy Jesoa.
Tonony: Mabel Jones Gabbott, 1910–2004. © 1969 IRI
Feony: Crawford Gates, 1921–2018. © 1969 IRI. Fandrindrana © 1981, 1989 IRI