125
Raha toa ka faly ianao
Amim-pifaliana
Raha toa ka faly ianao dia mitehafa. * (ta, ta)
Raha toa ka faly ianao dia mitehafa. (ta, ta)
Raha toa ka faly ianao dia
hita eny amin’ ny endrikao.
Raha toa ka faly ianao dia mitehafa (ta, ta)
*Andian-teny azo anoloana azy:
mikimpia (mikimpy, mikimpy)
mitsikia (hi hi)
mandihiza (la, la)
Tonony sy feony: Tsy fantatra anarana