111
Ny Dadako
Amim-pifaliana
Tena akaiky ahy ianao ry Dada,
ka ampiako hatrany hatrany.
Ka tiako ny hitovy aminao
any aoriana any.
Mampianatra ahy ho marina
am(in’) (i)zay rehetra atao.
He! Faly be fa manana
Dada tia ahy toa anao.
Tonony sy feony: Carol Graff Gunn, 1929–2016. © 1957 IRI