141
Mivavaka am-pinoana
Maneho fanajana
Hirao tsirairay ireo feo samihafa, avy eo ampiarahana.
1. Mandohalika aho isan’andro.
Mivavaka amin’ny Ray.
Mandre, mamaly ahy Izy,
raha mivavaka am-pinoana aho.
2. Ry Ray any An-danitra,
misaotra Anao noho ireo fitahiana omenao ahy.
’Zay ilaiko rehetra iangaviako,
amin’ny anaran’i Jesoa Kristy, Amena.
Tonony sy feony: Janice Kapp Perry, ter. 1938.
© 1987 an’i Janice Kapp Perry. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.