136
Ny hiran’ny mpamaky lay
Amim-pifaliana
Ra(ha) ’ndeha hifindra hiankandrefana
ireo mpamaky lay.
Nandroso tamim-pahasahiana
ka dia nihirahira hoe:
Tariho ny saretintsika,
avia koa hanosika,
ka sady mandeha no faly ery
mandra-pahatonga any andrefana.
Valin-kira azo hiraina
Hitarika
sy hanosika,
ka tena falifaly
mandra-pa(ha)-tonga any andrefana.
Tonony: Tonony tany ifotony nosoratan’i John Daniel Thompson McAllister, 1827–1910. Andininy fanampiny nataon’i Lucile Cardon Reading, 1909–1982. © 1969 IRI
Feony: John Daniel Thompson McAllister, 1827–1910. Fandrindrana © 1989 IRI