63 Ireo boky ao amin’ny Bokin’i Môrmôna Falifaly sy mientanentana 1. Nefia voalohany sy faharoa, Jakôba, Enôsa, Jarôma, Ômnia, Tenin’ i Môrmôna ary Môzià, ao amin’ ny Bokin’ i Môrmôna. 2. Almà, Helamàna, Nefia fahatelo, Nefia fahe fatra, Môrmôna, Etera, Môrônia dia mpaminany koa ao amin’ ny Bokin’ i Môrmôna. Tonony: Daphne Matthews, 1917–2014; novaina. © 1978 IRI Feony: “Ten Little Indians”; novaina 2 Nefia 4:15 Ireo Fanekam-pinoana 1:8