11
Fanajana, fitoniana
Malefaka tsara
Fanajana, fitoniana, no hiatrehanay Anao.
Fanajana, fitoniana, no hihiranay ho Anao.
Fanajana, fitoniana, raha mivavaka.
Aoka hitoetr(a)ao am-ponay ny Fanahinao.
Tonony sy feony: Clara W. McMaster, 1904–1997. © 1959 IRI