12
Ny fanehoam-panajana dia fitiavana
Amim-panajana
Tsy vitan’ ny hoe mipetraka mangina,
izany hoe manaja ny Ray.
Fa mahatsiaro Azy sy ‘reo fitahiana.
Fanehoam-pitiavana izany.
Ary aseho amin’ny asa atao sy fiteny.
Mazava ny lalana nomeny.
Rehefa maneho fanajana tokoa,
dia akaiky ny Ray sy Jesoa.
Tonony sy feony: Maggie Olauson, ter. 1949
© 1987 an’i Maggie Olauson. Zo rehetra voatokana. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.