Hira
Fitia no ao


102

Fitia no ao

Malefaka

Hirao tsirairay ireo feo samihafa, avy eo ampiarahana rehefa andininy fahatelo mamarana azy.

1. (Ankizivavy) Hitako isan’andro neny miarak(a) aminay.

Reko izay lazainy raha mivavak(a)am(i)n’ny Ray.

Ny vavak(a) ataony mampitony anay,

ka dia misaotr(a) aho fa fitia no ao.

2. (Ankizilahy) Ny fisoronan(a) ao an-trano dia mitondra soa tsy an-kiato.

Dada sy neny mampianatr(a) ahy

mba hankatò sy hatok(y) ihany koa.

Ny anatr’izy ireo voaraiko izao

satria re fitia no ao.

3. (famaranana faha-3) Ny Mpamonjy dia akaiky ahy

raha toa ka fitia no ao.

Tonony sy feony: Janice Kapp Perry, ter. 1938

© 1980 nataon’i Janice Kapp Perry. Ity hira ity dia azo adika raha sendra ampiasaina ao an-tokantrano na ao am-piangonana ka tsy atao itadiavam-bola.

Môsià 4:15

Fotopampianarna sy Fanekempihavanana 68:28

Hamoaka printy