9
Misaotra Anao aho ô ry Ray
Milantolanto
1. Misaotr(a) Anao aho, ô, ry Ray ‘zay tia ahy,
noho ny famindrampo sy fitiavanao ahy.
Ka misaotra noho ireo fianakaviana,
‘reo namana tsara sy ‘reo fitahiana.
2. Ampio aho mba ho zaza tsara fanahy,
hankatò ‘zay lazain’ ny ray sy reny ahy.
Mba tahio sy arovy ity zanakao ‘ty,
amin’ ny anaran’i Jesoa Kristy.
Tonony: Tsy fantatra anarana
Feony: George Careless, 1839–1932